Talata volonondry : Nisy ny fizarana jiro manazava ny tanàna
Nozaraina jiro mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro, entina hanazavana ny tanàna, ireo mponina tao amin’ny fokontany Idilana, kaominina Talata Volonondry.
Read More
Nozaraina jiro mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro, entina hanazavana ny tanàna, ireo mponina tao amin’ny fokontany Idilana, kaominina Talata Volonondry.
Read MoreNahazo ny anjarany avy amin’ny kaominina ireo ray amandreny zokiolona, ao amin’ny kaominina Masindray, tamin’ny fankalazana ny noely teo. Nozaraina
Read MoreNahazo ny anjarany tamin’ny fizarana fanomezana tamin’ny fankalazana ny noely ireo mpampianatra sy mpandraharahan’ny sekoly, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Nozaraina
Read MoreHisy ny hetsika fizarana hafaliana ho an’ireo ankizy sahirana ao amin’ny kaomininan Anjeva gara, rahampitso sabotsy 17 Desambra. Hetsika sy
Read MoreNizara fatana (fatapera tanimanga) ho an’ireo mponina ao amin’ny fokontany Ampahimanga sy ireo mpino amin’ny fiangonana iray ao anatin’ny kaominina
Read MoreDépêche 28 octobre, 12h, Tsy maharaka ny asa ho atao ao anatin’ny fotoam-panisana ireo mpifidy ny avy ao amin’ny « imprimerie
Read MoreNisy ny fizarana loka fanomezana ho an’ireo mpianatra miisa 150 tao amin’ny kaominina Ambohidrabiby, ny faran’ny herinandro lasa teo. Mpianatra
Read MoreNisy ny fizarana fitaovam-pianarana ho an’ny mpianatra mendrika tao amin’ny EPP Ambohitsoa, kaominina Manandriana, izay natolotry ny ben’ny tanàna tao
Read More31 Aogositra, 15h00, Nidina teny amin’ireo mpivarotra amoron-dalana eny Analakely ny avy eo amin’ny polisy CSP1 ao amin’ny boriboritany voalohany.
Read MoreMitohy hatrany ny fizarana vatsy tsinjo ao amin’ny boriborintany faharoa sy fahefatra ao Antananarivo Renivohitra. Ireo tokantrano tra-boina noho ny
Read More