Masindray: Nisitraka tetik’asa sy foto-drafitr’asa vaovao ny mponina
Nahazo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny tao amin’ny fokontany Miadamanjaka II. Tokantrano 1200 no misitraka vatsin’ankohonana ao amin’ny kaominina
Read More
Nahazo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ny tao amin’ny fokontany Miadamanjaka II. Tokantrano 1200 no misitraka vatsin’ankohonana ao amin’ny kaominina
Read MoreTonga ao amin’ny fokontany Andafiavaratra ny hazavana amin’izao fotoana. Nametrahana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro tao an-toerana, tamin’ity herinandro ity.
Read MoreNisy ny fampiofanana fanamboarana savony ho an’ireo tanora, tao amin’ny kaominina Masindray. Ekipa 44 no niatrika izany ary nahavita nanovo
Read MoreNitohy tao amin’ny fokontany Ampahimanga ny hetsika kaominina manakaiky vahoaka sy fanentanana mikasika ny hetra, ataon’ny tomponandraikitra ao amin’ny kaominina
Read MoreNotontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fizarana ny vatsin’ankohonana, tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Maro ireo mponina no nisitraka izany,
Read MoreTafatsangana ny tobi-paritry zandarimariam-pirenena ao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Nisy ny fitokanana izany tamin’ny fomba ofisialy, ny herinandro teo. « Noho
Read MoreHatramin’ny faran’ny herinandro teo, mbola nisy ny fizarana ny vatsin’ankohonana tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Nizotra am-pilaminana ny fizarana izany
Read MoreNanatanteraka fanentanana isam-pokontany, ka nitety ireo fokontany ao anatin’ny kaominina ireo tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ambohimanambla ny faran’ny herinandro teo.
Read MoreNanomboka ny faran’ny herinandro teo ny fandehanana ifotony nataon’ny tomponandraikitra ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, hanentanana ny mponina mahakasika ny hetra.
Read MoreMaro ireo fampianarana maimaim-poana ho hita ao amin’ny kaominina Ambohimangakely ato ho ato. Misokatra ho an’ny rehetra ary tsy mifidy
Read More