Alasora: Mitohy ny hetsika fitandroana filaminana
Mitohy hatrany ny fiaraha-mientana ho an’ny fandriam-pahalemana ao amin’ny kaominina Alasora. Ny zandarimaria sy ny mponina no miara-misalahy amin’ny fanatanterahana
Read More
Mitohy hatrany ny fiaraha-mientana ho an’ny fandriam-pahalemana ao amin’ny kaominina Alasora. Ny zandarimaria sy ny mponina no miara-misalahy amin’ny fanatanterahana
Read MoreHiroso amin’ny fanatanterahana ny fanadiovana indray isan-taona ireo fantsona rehetra mitsinjara ny rano ho fanatsarana ny kalitaon’ny rano, ireo tomponandraikitra
Read MoreTovolahy iray nandeha tongotra avy any Antsirabe, avy nigadra, mikasa hody any Belo Tsiribihina fa tsy manana saran-dalana no hitan’ny
Read MoreAnisan’ny misitraka ny tetik’asa vatsin’ankohonana, avy amin’ny filoham-pirenena, ny kaominina Ankadikely Ilafy. Manerana ireo fokontany 18 ao an-toerana, tokantrano maherin’ny
Read MoreMisy ny fampianarana teny vahiny maimaim-poana ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Nanomboka ny faran’ny herinandro teo ny fampianarana ny teny japoney,
Read MoreNofon-ken’omby roa gony, milanja 90 kilao, nampiahiahy tao anaty fiara fitateram-bahoaka no saron’ny zandary avy amin’ny brigady Ankadinandriana, Poste avancé
Read MoreIlana fahazarana matetika ny manadio hoho. Anisany fenitra ara-pahasalamana ny fanadiovana azy io. Manan-danja sy misongadina eny amin’ny vehivavy ny
Read MoreKaominina iray mandrafitra ny Distrika Antananarivo Avaradrano, i Manandraina. Ny taona 2003 izy no lasa kaominina malaheleon-tena rehefa nisintaka tamin’ny
Read MoreTaorian’ny fanatanterahana ireo dingana maro ho fampisitrahana ny jiro mora, ho an’ireo mponina ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, dia niroso tamin’ny
Read MoreTonga tao amin’ny EPP Ikianja, kaominina Ambohimangakely, ny herinandro teo, ireo vahiny, mpanao asa soa, niaraka tamin’ireo solo-tena avy amin’ny
Read More