Maurice : Manodidina ny 38 ora isan-kerinandro eo ny mpiasa ao an-toerana no miasa
Raha ny fanadihadiana nataon’ny « Organisation Internationale du Travail » dia firenana faha-94 amin’ny firenena 195 miasa be indrindra ny nosy Maurice
Read More
Raha ny fanadihadiana nataon’ny « Organisation Internationale du Travail » dia firenana faha-94 amin’ny firenena 195 miasa be indrindra ny nosy Maurice
Read MoreSambo mpitondra mpizaha-tany iray no nivadika tao amin’ny farihy Majeur, ao avaratr’i Italie. Raha ny fanazavana dia ny fitsokan’ny rivotra
Read MoreNisehoana fifampitifirana tao amin’ny lalana mampifandray an’i Nuevo Leon sy Nuevo Laredo, tanàna ao amin’ny sisin-tanin’ny firenena iraisany amin’i Etats-Unis
Read MoreMaty namono tena vokatry ny herisetra nahazo azy tany an-tsekoly (harcèlement scolaire) i Lindsay,13 taona monja. Mpianatra tao amin’ny kolejy
Read MoreMbola afaka mitsidika an’i Maurice tsy mila pasipaoro ny mponina avy ao La Réunion amin’izao fotoana. Kara-panondrom-pirenena ihany dia ampy
Read MoreVorona tsy misy ankoatra ny ao Seychelles ny zwazo linet na « oeil blanc ». Isan’ireo biby atahorana ho lany tamingana izy
Read MoreVehivavy iray 36 taona no notsaraina tao Toulouse ny herinandro lasa teo noho ny fakana an-keriny, fanaovana herisetra, vono, fampijaliana
Read MoreLehilahy iray 72 taona no nianjera tao amin’ny valam-boay tao Siem Reap ao Cambodge. Raha ny fanazavan’ny lehibe ny polisy
Read MoreNanao fanambarana ny prefektiora tao La Réunion fa hisy fihenany ny vidin’ny solika ao an-toerana manomboka ny 1 jona izao.
Read MoreMila miomana amin’ny aretina mafy noho Covid-19 isika hoy ny tale jeneraly ny OMS, Tedros Adhanom. Mananontanona ve ny valan’aretina
Read More