Comores : Tontosa ny lanonam-panokafana ny tetik’asa hampandrosoana ny sehatra ara-bola
Nilaza ny governora Imani fa ny tsy fahampian’ny fahalalana ara-bola no isany antony lehibe mahatonga ny trosa sy ny fahasahiranana
Read More
Nilaza ny governora Imani fa ny tsy fahampian’ny fahalalana ara-bola no isany antony lehibe mahatonga ny trosa sy ny fahasahiranana
Read MoreNosoniavin’i Seychelles ny talata teo ny fiaraha-miasany amin’ny fomba ofisialy amin’ny Qatar Airways. Efa afaka misitraka ny kaody (codes du
Read MoreMitombo isan-taona ny tahan’ny zaza tsy ampy taona mitsidika ireo tranonkala nisy horonantsary mamoafady raha ny fanadihadiana nataon’ny Médiamétrie izay
Read MoreNiroso tamin’ny fifidianana mahakasika ny fanalan-jaza (IVG) ireo loholona manohitra izany ao Caroline du Sud. Manoloana izany dia tapaka fa
Read MoreTovovavy iray monina ao amin’ny toerana natokana ho an’ny mpianatra iray tao Guyana, ao Amérique du Sud no nandrehitra ny
Read MoreNanao fanambarana ny minisiteran’ny siansa sy ny fampianarana ambony ao Russie ny fiandohan’ny herinandro teo fa namoy ny ainy ny
Read MoreNy tetik’asa Msomo na Hazi dia fandaharan’asan’ny governemanta ao Comores, tohanan’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ary vatsian’ny vondrona eropeana vola. Ny tanjon’izy
Read MoreMitohy ny adin’ny nosy Murice amin’ny fifohana sigara. Manoloana izany dia hiditra amin’ny fampiasana fofona sigara « neutre » ny nosy manomboka
Read MoreZazavavy kely 6 taona no maty tsy tsa-drano tao Trappes, Yvelines rehefa nofoan’ny fiara. Rehefa natao ny fanadihadiana dia fantatra
Read MoreLehilahy iray, 34 taona, mpanao TikTok no rehefa avy nanao horonantsary nampidi-doza tamin’io tambajotra sosialy io ny herinandro lasa teo.
Read More