Tetik’asa ODOF : Hametraka orinasa madinika isaky ny herinandro ny tanjona
Dépêche 08 février, 11h, Ao anatin’ny fanatanterahana ny tetik’asa ODOF (One District One Factory) dia manana vina ny hametraka orinasa
Read More
Dépêche 08 février, 11h, Ao anatin’ny fanatanterahana ny tetik’asa ODOF (One District One Factory) dia manana vina ny hametraka orinasa
Read MoreHanaparitaka kopia fanamarinam-pahaterahana (bulletins de naissance) miisa 6 000 ny avy ao amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra manerana ny boriborin-tany miisa 6.
Read MoreOlona manodidina ny 40 000 na 50 000 isa teo avy amin’ny faritra maro ao Danemark no tonga nanao fihetsiketsehana teo alohan’ny
Read MoreMandroso hatrany ny fiofanana izay omen’ny kaominina Ambohimanambola, ireo tanora miatrika ny fiofanana ho mpilatsaka an-tsitrapo amin’ilay tetik’asa « Seikatsu Kaizen »
Read MoreEfa misokatra hatramin’ny 20 martsa izao ny fisoratana anarana amin’ny Trail d’Ibity izay hatao any Ibity Antsirabe ny 02 aprily
Read MoreManoloana ny trangan’horohorotany nahafaty olona manodidina ny 1 700 tao Turquie ny fiandohan’ny herinandro teo dia nilaza ny filoha tao an-toerana,
Read MoreFolo volana latsaka taorian’ny nametrahana an’i Abdoulfatah Said Mohamed, ben’ny tanana ao Moroni I, dia nilaza ny tenany fa hiasa
Read MoreNitrangana lozam-pifamoivoizana, teo Manambina, kaominina Ambohimangakely, ny faran’ny herinandro teo. Araka ny voalaza, fiara lehibe iray, mpitondra simenitra no tapaka
Read MoreMpifanina roa no tena nisongadina nandritra ny fiadiana tompondaka ny tolona 2023 tao Maurice dia i John Léopold, 20 taona
Read MoreNanomboka tamin’ny alatsinainy 30 janoary teo no nampiharina sy nandray ny asany ny servisy raoka fako amin’ny kaominina Ambohimanambola. Ity
Read More