Anjeva : Mitohy hatrany ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra
Mitohy hatrany ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, izay ataon’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Tao amin’ny vohitra
Read More
Mitohy hatrany ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, izay ataon’ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Anjeva gara. Tao amin’ny vohitra
Read MoreFolo volana latsaka taorian’ny nametrahana an’i Abdoulfatah Said Mohamed, ben’ny tanana ao Moroni I, dia nilaza ny tenany fa hiasa
Read MoreNisy ny fitarainana manoloana ny fahalotoan’ny foto-drafitr’asa sy ny kalitaon’ny vokatra izay mivoaka avy ao amin’ny toeram-pamonoana omby sy kisoa
Read MoreNoraisin’ny ben’ny tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy, mpanolo-tsaina ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana, ny Adjudant-Chef Rakotonirina Zoé, izay voatendry ho
Read MoreMitohy ny hetsika ataon’ny ben’ny tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy ao anatin ‘ny kaominina Anjeva Gare, dia ny hetsika « Ben’ny
Read MoreNy harivan’ny sabotsy lasa teo no tonga nidina teny ifotony, teny anivon’ireo fokontany nametrahana ny jiro « lampadaire » ny ben’ny tanàna
Read MoreNiarahaba sy nirary soa ireo mpianatra afaka BEPC tao Ankadikely Ilafy ny kaominina. Nahatratra 66,46% ny taham-pahafahana BEPC tamin’ireo ZAP
Read MoreTontosa tao Talata Volonondry ny fivoriana niarahana tamin’ny Ministeran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana sy ny Faritra Analamanga ary ny tompon’andraiki-panjakana
Read MoreTafatsangana ny 10 novambra lasa teo ny « Firahalahian’ny ben’ny tanànan’Avaradrano » na ny FIBA izao natao tany amin’ny Kaominina Ambohimanga Rova.
Read More