Masindray : Tsy handray anjara amin’ny tournoi U9-U11 eny Analamanga park ny Buffalo
Tsy handray anjara amin’ny lalao baolina kitra izay nokasaina atao eny Analamanga park ny sekoly fianarana baolina kitra Buffalo ao
Read More
Tsy handray anjara amin’ny lalao baolina kitra izay nokasaina atao eny Analamanga park ny sekoly fianarana baolina kitra Buffalo ao
Read MoreNisehoana firehetana tongon-droa iray teny Ambohitrarahaba, kaominina Ankadikely Ilafy tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo. Araka ny voalaza, avy nameno solika tamin’ny
Read MoreNoraisin’ny ben’ny tanàna, ao kaominina Sabotsy Namehana, tamin’ny alarobia lasa teo, tao amin’ny biraon’ny kaominina ireo mpikatroka nandray anjara tamin’ny
Read MoreNankalazaina niaraka tamin’ny faha 5 taona ny fiangonana Adventista Ankosirano ny fitokanana ny Bloc sanitaire vaovao ho an’ireo mpiangona ao
Read MoreNotontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo, tao amin’ny kianja Fifankatiavana, kaominina Ankadikely Ilafy, ny lalao famaranana tamin’ny « tournoi football open challenge
Read MoreNozaraina jiro mandeha amin’ny alalan’ny herin’ny masoandro, entina hanazavana ny tanàna, ireo mponina tao amin’ny fokontany Idilana, kaominina Talata Volonondry.
Read MoreNandritra ireo orambe nisesy tato ho ato, dia niakatra ny rano ary tafiditra any an-trano ho an’ireo mponina izay mipetraka
Read MoreNanatanteraka asa fanadiovana ny tranom-pokonolona ireo avy amin’ny fikambanam-behivavy, tao amin’ny kaominina Talata volonondry, ny faran’ny herinandro lasa teo. Maro
Read MoreNy zoma faran’ny herinandro teo no nanatanterahina ny sosialin’ny mpiasa tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Nitarika izany hetsika ny ben’ny tanàna
Read MoreNisy ny fampisehoana niarahana tamin’ireo mpanakanto ara-pilazantsara, nentina nanamarihana ny fetin’ny krismasy tao amin’ny kaominina Ambohimanambola, tamin’ny faran’ny herinandro teo.
Read More