Ambohimangakely : 250 isa ireo zazalahy vita hasoavana, 300 tonga nizaha fahasalamana
Notontosaina tamin’ny sabotsy 10 jona teo ny hetsika didi-foitra faobe sy fizahana fahasalamana tao amin’ny kaomionina Ambohimangakely, ho an’ity taona
Read More
Notontosaina tamin’ny sabotsy 10 jona teo ny hetsika didi-foitra faobe sy fizahana fahasalamana tao amin’ny kaomionina Ambohimangakely, ho an’ity taona
Read MoreNoravahana jiro manazava ny lalana indray ny tao amin’ny faritra sasany ao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Ankaotra ny manazava ny tanàna
Read MoreAo anatin’ny fanomanana ny fankalazana ny fety niverenan’ny fahaleovan-tena malagasy ny ao amin’ny kaominina Ambohimangakely amin’izao fotoana izao. Hisy araka
Read MoreNisy ny fety niarahana nankalaza ny fetin’ny reny tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Tsy diso anjara, fa niara nifaly sy nahazo
Read MoreNanolotra fitaovana entina mamita ny fanamboarana ny sekoly katolika ao Tsarahasina, ny avy amin’ny fiadidiana ny kaominina Ambohimangakely, ny alarobia
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana tao Ankadilalana, Ambohimangakely ny talata maraina teo. Fiara mpitatitra olona no niala kodiarana nandritra izany. Vokany, zaza iray
Read MoreAndian’olona mivarotra tanin’olona amin’ny alalan’ny fampiasana taratasy hosoka no tratran’ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimangakely, ny talata teo. Ramatoa
Read MoreNandeha teny ifotony, teny amin’ireo mponina ao Ambatomandeha sy Alatsinainy, fokontany Betsizaraina ao amin’ny kaominina Ambohimangakely ny ben’ny tanàna miadidy
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny fety lehibe nokarakarain’ny ANOB avy ao Betsizaraina, kaominina Ambohimangakely, ny alahady sy alatsinainin’ny pantekoty teo. Afa-po
Read MoreFety be indray no hankalazan’ny Fikambanana Amicales des Natifs et Originaires de Betsizaraina (ANOB) ny pentekôty amin’ity taona ity. Hotanterahina
Read More