Ambohimangakely: Notolorana jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro ireo mponina Ambatomandeha
Nandeha teny ifotony, teny amin’ireo mponina ao Ambatomandeha sy Alatsinainy, fokontany Betsizaraina ao amin’ny kaominina Ambohimangakely ny ben’ny tanàna miadidy
Read More