Talata Volonondry : Nahazo fitaovana hanamboaran-dalana
Notoloran’ny faritra Analamanga fitaovana hanamboaran-dalana ny kaominina Talata Volonondry. Lalana mampitohy an’i Talata Volonondry amin’ny Kaominina hafa ity atao ity.
Read More
Notoloran’ny faritra Analamanga fitaovana hanamboaran-dalana ny kaominina Talata Volonondry. Lalana mampitohy an’i Talata Volonondry amin’ny Kaominina hafa ity atao ity.
Read MoreHotanterahina ny 16 aprily ho avy izao ny « tournoi Mafy Be » ao Talata Volonondry. Mbola misy ny fandraisana ny anaran’ireo
Read MoreTsy ny koba na ny saosisy ihany no sakafo handraharahan’ny mponina ao Talata Volonondry. Efa manomboka hita any an-toerana ihany
Read MoreFiraisan-kina sy fifankatiavana no nentin’ireo vehivavy ao Talata Volonondry nanamarihana ny fetin’ny vehivavy. Efa nanomboka ny 5 martsa ny fankalazana.
Read MoreTontosa ny 2 janoary lasa teo ny lalao famaranana baolina kitra tao amin’ny kaominina Talata Volonodry. Ny kaominina no nikarakara
Read MoreNametrahana jiro hanazava ny lalana miisa 15 tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Feno fankasitrahana izany ny vahoaka. « Mahafinaritra ny ezaka
Read MoreManampy betsaka amin’ny fitaterana ny mponina ao Talata Volonondry ny Zotra H izay miala eo Ambatomitsangana ka mifarana any Sabotsy
Read MoreEPP vaovao ao Morarano no notokanana ny 3 mey 2019 lasa teo tao anatin’ny Kaominina ambanivohitra Talata Volonondry. Zava-dehibe ny
Read MoreTranga mateti-piseho ny fitiavan-kelin’ny mpitandro filaminana ka mamadika amin’ny asany. Mpitandro filaminana tokony hisambotra jiolahy no lasa jiolahy raha fintinina
Read MoreNy akabeazan’ireo toerana any amin’ny faritra dia misehatra amin’ny resaka varotra, matetika dia ny asa tanana malagasy ihany aza no
Read More