Talata Volonondry : Nahatratra 82, 29% ny tahan’ny fahafahana fanadinana BEPC
Nahavelom-bolo ny tahan’ny fahafahana fanadinana BEPC tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Nahatratra 82,29% be izao ny taham-pahafahana. « Niisa 306 ny
Read More
Nahavelom-bolo ny tahan’ny fahafahana fanadinana BEPC tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Nahatratra 82,29% be izao ny taham-pahafahana. « Niisa 306 ny
Read MoreNotanterahina afak’omaly ny fiadiana fototra ny EPP Avaratsena ao Talata Volonondry. Isan’ireo sekoly tranainy tokoa mantsy ity, ary tsy antonona
Read MoreTontosa tao Talata Volonondry ny fivoriana niarahana tamin’ny Ministeran’ny Atitany sy ny fitsinjaram-pahefana sy ny Faritra Analamanga ary ny tompon’andraiki-panjakana
Read MoreNankahery sy nizara tohana ara-tsakafo ho an’ireo mpiadina ny fanadinana BEPC tao aminy ny kaominina Talata Volonondry. Marihina fa misy
Read MoreNametrahana jiro hanazava ny lalana miisa 10 indray ny kaominina Talata Volonondry. Teo Talata Volonondry tanàna sy Avaratsena no napetraka izany,
Read MoreNisy ny fanadiovana faobe nataon’ny mponina tao Talata Volonondry. Antoky ny fahasalaman’ny iray tanàna tokoa ny fanajana izany, hany ka
Read MoreNotanterahana tamin’ny talata ny fizarana kaopia faobe tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Ny vondrona OIF sy ny faritra Analamanga ary
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny fanamboaran-dalana tao Talata Volonondry. Eo Morarano Idilana ity lalana vita ity. « Vita tsara ny lalana eto
Read MoreMisy ny hetsika fanitarana ny lycée ao talata Volonondry hanampiana ireo efitrano fianarana efa nisy. Efitrano 4 mirefy 4×4 avy
Read MoreNijery ifotony ireo fotodrafitr’asa ho atao ao amin’ny kaominina ny avy ao amin’ny governoran’ny Faritra Analamanga. Nisy ny fanamboaran-dalana natao izay
Read More