Talata Volonondry: Nahazo lapan’ny tanàna vaovao ny kaominina
Nahazo lapan’ny tanàna vaovao ny kaominina Talata Volonondry. Ny faran’ny herinandro teo no nanatanterahana ny fitokanana izany tamin’ny fomba ofisialy.
Read More
Nahazo lapan’ny tanàna vaovao ny kaominina Talata Volonondry. Ny faran’ny herinandro teo no nanatanterahana ny fitokanana izany tamin’ny fomba ofisialy.
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny alarobia teo hetsika didim-poitra faobe maimaim-poana izay nokarakarain’ny kaominina Talata Volonondry. Ankizy lahy kely manodidina ny
Read MoreNisokatra ho an’ny mpizahatany nanomboka ny zoma teo ny kaominina Talata Volonondry. Notokanana tamin’io andro io ny « Tsidika Talata Volonondry »
Read MoreTonga tao amin’ny kaominina Talata Volonondry ireo tomponandraikitra avy amin’ny fikambanana Gideons, ny alatsinainy teo. Nandritra izany ihany koa no
Read MoreTonga maro ireo mpiadina ny bakalorea, hamerina ny laza adina tantara sy jeografia, tao amin’ny foibe toeram-panadinana tao amin’ny kaominina
Read MoreMitohy hatrany ny ezaka fanalana ny fako ataon’ireo tomponandraikitra misahana izany, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Miasa ao anatin’ny 07
Read MoreNirotsaka an-tsehatra teny amin’ny kaominina Talata Volonondry, ireo tomponandraikitra avy amin’ny orinasa Jirama, ny alahady teo, nitondra fanavaozana ireo andrin-jiro
Read MoreNizotra am-pilaminana ny fanombohan’ny fanadinam-panjakana BEPC, ny alatsinainy teo, tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Miisa 337 ny mpiadina ny fanadinam-panjakana
Read MoreNy faran’ny herinandro teo no niroso tamin’ny fanamboaran-dalana sy ny tetezana ao Ambohitrangana, kaominina Talata Volonondry, ireo fokonolona tao an-toerana.
Read MoreNiavaka ny fankalazana ny fetin’ny fahaleovan-tena tao amin’ny kaominina Talata Volonondry. Tahaka ireo tany amin’ireo kaominina hafa, dia nanana ny
Read More