Talata Volonondry: Miara-nientana amin’ny fanamboaran-dalana ny fokonolona
Ny faran’ny herinandro teo no niroso tamin’ny fanamboaran-dalana sy ny tetezana ao Ambohitrangana, kaominina Talata Volonondry, ireo fokonolona tao an-toerana.
Read More
Ny faran’ny herinandro teo no niroso tamin’ny fanamboaran-dalana sy ny tetezana ao Ambohitrangana, kaominina Talata Volonondry, ireo fokonolona tao an-toerana.
Read MoreTsy asan’olon-tokana ny fampandriana fahalemana fa asa iombonana. Tsy vitan’ny tafika irery araka izany io adidy lehibe io fa tsy
Read MoreLehilahy iray no tratran’ny fokonolona tao amin’ny fokontany Ambohidrazaka, kaominina Alasora teo am-pangalarana kisoa. Tranga efa niverina matetika tao amin’ny
Read MoreNiara-nirotsaka an-tsehatra amin’ny asa fanadiovana tao anatin’ny kaominina Anosy Avaratra sy mponina, ny aloarobia lasa teo. Entina mikajy ny fanadiovana
Read MoreSaika nandrenesana tsy fanhandriam-pahalemana hatrany tato ho ato. Anisan’ny nanampy ny mpitandro ny filaminana amin’ny fiadiana amin’ny asan-dahalo ny fokonolona.
Read MoreEfa manao ny ezaka fanaraha-maso ireo ambaran’ny zandary fa faritra saro-pady amin’ny mponina izy ireo ankehitriny. Efa maro mantsy ny
Read More16 Martsa, 10h00 Tao aorian’ny fifanenjehana teo amin’ny dahalo sy ny fokonolona ary ny miaramila, tafaverina tamin’ny tompony ny omby
Read More