Ambohimanambola: Ho tanterahina amin’ny alahady ny famaranana amin’ny fifaninanana dihy
Misy hatrany ny hetsika fampialana voly ny rehetra ao amin’ny kianja Coliséum kely, isaky ny alahady ao amin’ny kaomnina Ambohimanambola.
Read More
Misy hatrany ny hetsika fampialana voly ny rehetra ao amin’ny kianja Coliséum kely, isaky ny alahady ao amin’ny kaomnina Ambohimanambola.
Read MoreHanomboka tsy ho ela ny fifaninana “tournoi inter-communal Avaradrano » taranja basket-Ball. Ao anatin’ny fanomanana izany ny isaky ny kaominina amin’izao
Read MoreNahazo foto-drafitr’asa vaovao, fanangonan-drano na « forage », ho an’ny rano fisotro madio ny mponina ao amin’ny kaominina Ambohimanga rova. Notanterahana ny
Read MoreNiroso tamin’ny fanamboarana ny lalana ao Ambohimahitsy, ny avy ao amin’ny kaominina Ambohimangakely omaly. Araka ny voalaza, efa ela ihany
Read MoreTanora 07 mianadahy no voasambotry ny zandary avy ao amin’ny brigady Ambohimalaza, nanomboka ny alin’ny alahady 20 aogositra teo. Voalaza
Read MoreNiroso tamin’ny fanamboarana ireo lakan-drano ao amin’ny fokontany Antanambao sy ny CSB II ny kaominina Ambohimangakely, nanomboka ny talata teo.
Read MoreNitrangana lozam-pifamoivoizana tao Marovoalavo, kaominina Beforona, lalam-pirenena faharoa, ny faran’ny herinandro teo. Olona 6 no namoy ny ainy vokatr’izany raha
Read MoreNy zoma 25 Aogositra, ho avy io no hanatanterahana ny fizarana ny solon-kopia ao amin’ny kianja Maitso, kaominina Alasora. Ireo
Read MoreNotontosaina tamin’ny faran’ny herinandro teo ny tsena fitaovam-pianarana amin’ny vidiny mirary, izay natolotry ny fikambanana vehivavy Malagasy Miara-Miainga (VMMM) tao
Read MoreNahazo lapan’ny tanàna vaovao ny kaominina Talata Volonondry. Ny faran’ny herinandro teo no nanatanterahana ny fitokanana izany tamin’ny fomba ofisialy.
Read More