Ankadikely Ilafy: Vehivavy miisa 100 no nisitraka “kit gargote”
Niavaka ny fankalazana ny andron’ny 8 martsa,ho an’ny distrika Avaradrano. Nisy ny fizarana kojakojan-dakozia ho an’ireo vehivavy nentina nanamarihana izany,
Read More
Niavaka ny fankalazana ny andron’ny 8 martsa,ho an’ny distrika Avaradrano. Nisy ny fizarana kojakojan-dakozia ho an’ireo vehivavy nentina nanamarihana izany,
Read MoreDiabe namakivaky ny tanàna sy hetsika fambolen-kazo no nentina nanamarihana ny andron’ny 8martsa, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely ny faran’ny herinandro
Read MoreJiolahy iray rain-dahiny ary efa nikoizana tamin’ny asa fandrobana sy fanendahana ary fanolanana i Mila oroka. Lavon’ny balan’ny zandary, avy
Read MoreNisy ny fizarana tosika avy amin’ny tetikasan’ny fitondram-panjakana, ka nahazoan’ireo tantsaha zezika biolojika sy ny NPK ary masomboly voafantina, tao
Read MoreHisy ny fampianarana ny taranja anglisy sy informatique ary fampiofanana « call cenetr » atolotry ny kaominina Ankadikely Ilafy. Tsy misy ny
Read MoreHisy ny lalao kitra Fokontany, ao amin’ny kaominina Anjeva mandritra ity faran’ny herinandro ity. Ao amin’ny kianja Morarano Faliary no
Read MoreMbola tao amin’ny fokontany Ambohidrazana hatrany no nanatanterahana ny hetsika ben’ny tanàna mitety vohitra, tao amin’ny kaominina Anjeva Gara. Vohitra
Read MoreTonga tao amin’ny kaominina Anosy Avaratra ny avy amin’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena, ny herinandro teo, hanatanteraka ny fambolen-kazo. Niara-nientana tamin’ny mpianatra
Read MoreMitohy hatrany ny fanadihadiana momba ilay tranga fanolanana tovovavy 17 taona, nitarika hatramin’ny fitondrana vohoka, nataon’ny raikeliny tao amin’ny kaominina
Read MoreNitondra ny anjara birikiny tamin’ny fambolen-kazo, tao amin’ny kaominina Talata Volonondry ny avy amin’ny ministeran’ny Atitany sy ny distrika Avaradrano
Read More