Alasora : Hisokatra ny ivon-toerana fitsarana fiarakodia Bypass
Hisokatra handray ny mpanjifa ny foibe fitsarana fiarakodia, Bypass Alasora, manomboka ny sabotsy 16 martsa sy 23 martsa 2023. « Ny
Read More
Hisokatra handray ny mpanjifa ny foibe fitsarana fiarakodia, Bypass Alasora, manomboka ny sabotsy 16 martsa sy 23 martsa 2023. « Ny
Read MoreTonga teny amin’ny ivon-toerana fitsarana sy fandraisana ara-teknika ny tale jeneralin’ny foibe fitsarana fiarakodia, tamin’ny alarobia teo. Nijery ny fomba
Read MoreNisehoana lozam-pifamoivoizana teny akaikin’ny toeram-piantsonana, antsoina hoe fasan’i Ravoalavo, Ambohimangakely, ny alarobia teo. mazda iray no tapaka hisatra ka nifandona
Read MoreAo anatin’ny fanohanana hatrany ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana amin’ity taom-pianarana 2023-2023 ity ny ao amin’ny kaominina Alasora, amin’izao fotoana
Read MoreNisy ny hetsika ara-pahasalamana tao amin’ny kaominina Talata Volonondry, ny fiandohan’ny herinandro teo. maro tamin’ny mponina tao an-toerana no nisitraka
Read MoreTelo lahy no maty nihotsahan’ny tany teny Amoronakona, Bypass, ny talata teo. nanao asa famefena tamboho teny an-toerana izy ireto
Read MoreManjaka ny hala-botry, eny amin’ireo faritra maro ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, amin’izao. Tsy mifidy fotoana, fa na andro alina
Read MoreSaron’ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria foiben’Avaradrano, teny Ambohitrarahaba, ny lehilahy iray 31 taona, ny faran’ny herinandro ity. Nangalatra moto
Read MoreLehilahy iray 42 taona, efa nigadra indroa miatoana (2020 sy 2021) noho ny fisandohana asa sy andraikitra ary fisolokiana no
Read MoreAndian-jiolahy nisy olona telo no saron’ny zandary avy amin’ny brigadin’ny zandarimaria Sabotsy Namehana, ny faran’ny herinandro teo. Lavo am-perinasa ny
Read More