Manandriana : Nisy ny fitsidihana ireo « borne fontaine » tao amin’ny kaominina
Nisy ny fitsidihana ireo « borne fontaine » izay notarihin’ny ben’ny tanàna tao amin’ny kaominina Manandriana, Avaradrano, ny marainan’ny talata lasa teo.
Read More
Nisy ny fitsidihana ireo « borne fontaine » izay notarihin’ny ben’ny tanàna tao amin’ny kaominina Manandriana, Avaradrano, ny marainan’ny talata lasa teo.
Read MoreNy talata lasa teo no nanatanteraka ny fanadiovana faobe ireo mpandio ny kaominina Alasora sy ny fikambanana Kolotanana. Ny teny
Read MoreTaorian’ny dingana fifantenana sy fizaran’asa nataon’ny avy amin’ny « Academy Football Buffalo », ny faran’ny herinandro lasa teo; mitohy ankehitriny ireo karazan-dalao
Read MoreNy herinandro lasa teo no nanohy ny hetsika fametrahana ireo « éclairages publics » mandeha amin’ny herin’ny masoandro sy amin’ny alalan’ny herinaratra
Read MoreTanora maherin’ny 60 isa avy amin’ny fokontany 18 izay mandrafitra ny kaominina Ankadikely Ilafy no voaray hiasa eo anivon’ny banky
Read MoreMitohy ny hetsika ataon’ny ben’ny tanàna sy ireo mpiara-miasa aminy ao anatin ‘ny kaominina Anjeva Gare, dia ny hetsika « Ben’ny
Read MoreNirotsaka nanao ny asa fanadiovana ny tanàna sy ireo lakan-drano ireo ekipa eo anivon’ny kaominina Ankadikely Ilafy, ny faran’ny herinandro
Read MoreNotohizana ny fanamboarana ny lalana rari-vato izay tsy vita tamin’ny taon-dasa ao amin’ny kaominina Ambatolampy Tsimahafotsy, izay ataon’ny eo anivon’ny
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny alarobia lasa teo ny hetsika fizahana ara-pahasalamana maimaimpoana tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Tonga maro tokoa
Read MoreNiara-nirotsaka an-tsehatra amin’ny asa fanadiovana tao anatin’ny kaominina Anosy Avaratra sy mponina, ny aloarobia lasa teo. Entina mikajy ny fanadiovana
Read More