Ambohimanambola : Nitohy ny fametrahana ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro sy ireo mandeha amin’ny alalan’ny herinaratra
Ny herinandro lasa teo no nanohy ny hetsika fametrahana ireo « éclairages publics » mandeha amin’ny herin’ny masoandro sy amin’ny alalan’ny herinaratra
Read More