Alasora : Misy efatra miandahy ireo solontena handray anjara amin’ny « Festival du film en poche »
Amin’ny alahady 20 Novambra 2022 no hanatanterahana ny « festival du film en poche », any Carry Le Rouet, France. Misy efatra
Read More
Amin’ny alahady 20 Novambra 2022 no hanatanterahana ny « festival du film en poche », any Carry Le Rouet, France. Misy efatra
Read MoreFifaninana baolina kitra, nandraisan’ireo ekipa avy ao amin’ny kaominina Anosy avaratra anjara, no nentin’ny Railovy Anosy Avaratra namaranana ny fankalazana
Read MoreNitrangana vaky trano niaro fandratrana olona tao amin’ny fokontany Ikianja Ambovokely, kaominina Ambohimangakely, tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo. Tsena fivarotana
Read MoreTontosa soa amantsara ny faran’ny herinandro ny lalao famaranana, tamin’ny taranja baolina kitra « coupe omby », tao amin’ny kaominina Viliahazo. Ny
Read MoreNampimenomenona ny maro, indrindra fa ireo mponina ao amin’ny kaominina Anjeva ny zava-misy teo amin’ny lafin’ny fitaterana ny herinandro lasa
Read MoreNoho ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina sy ny fifohana rongony, izay ataon’ny zandarimaria ao amin’ny kaominina Ambohimalaza. Tovolahy miisa 5 no
Read MoreAdinodinon’ny mponina ny fisian’ny valan’aretina covid-19 amin’izao fotoana izao. Raha ny fahitana ny tatitra navoakan’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, misy hatrany ireo
Read MoreHanolotra fiofanana, « atelier d’orientation formation/employ » ho an’ireo tanora, mpianatra na miasa ao anatin’ny kaominina sy ny manodidina, ny kaominina Ambohimanambola.
Read MoreHiroso amin’ny fifantenana ireo ekipa handrafitra ny ekipa kaominaly, ho an’ny taona 2023, amin’ny taranja baolina ny kitra, sokajy lehilahy,
Read MoreTsy mitsahatra ny manao fanentanana amin’ireo mponina ao anatin’ny kaominina Ankadikely Ilafy ireo tompon’andraikitra ao an-toerana, mahakasika ny fahadiovana. Mbola
Read More