Sabotsy Namehana : Tavoahangy feno rano maloto misy manary eo afovoan-tsena isa-maraina
Tavoahangy feno rano maloto (amany) efa amin’isa maromaro no misy manary eo afovoan-tsena isa-maraina, ao Sabotsy Namehana. Araka ny voalaza,
Read More
Tavoahangy feno rano maloto (amany) efa amin’isa maromaro no misy manary eo afovoan-tsena isa-maraina, ao Sabotsy Namehana. Araka ny voalaza,
Read MoreNotanterahina tao amin’ny lycée Raombana, fari-pitantanana ara-pedagojia Anosy Avaratra ny fanolorana ny « remise des prix société des membres de la
Read MoreNandefa filazana mahakasika ny fikorotanana sy ny fahatapahan-drano mandritra ny roa volana ho an’ireo mponina voakasik’izany ao amin’ny kaominina Ambohimalaza
Read MoreToerana fanariam-pako akaikin’ny sekoly iray ao Atsimontsena, kaominina Sabotsy Namehana no mampitaraina ireo ray amandrenin’ny mpianatra. Raha ny voalaza, miparitaka
Read MoreNisy ny fiaraha-miasa teo amin’ny kaominina Talata Volonondry sy ny ministeran’ny rano sy ny fidiovana. Tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo,
Read MoreTamin’ny Alakamisy 24 novambra lasa teo no nanatontosana ny fivoriam-be ara-potoan’ny fikambanana IPAM (Agence d’urbanisme) izay misehatra indrindra amin’ny fanajariana
Read MoreNandritra ny fivoriana niarahan’ny komitim-pokontany sy ireo tomponandraikitra misahana ny sosialy tao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, tamin’ny faran’ny herinandro lasa
Read MoreMiisa 12 ireo olona nisitraka ny hetsika fanomezana sora-pahaterahana (kopia) sy karapanondrom-pirenena, izay efa samy mihoatra ny 18 taona avokoa
Read MoreNy alatsinainy lasa teo no nanatanterahana ny hetsika fanomezana sora-pahaterahana (kopia) sy karapanondrom-pirenena faobe, tao amin’ny kaominina Ambohimangakely. Natao ho
Read MoreNotanterahina tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa teo amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy sy ny Association Miotisoa. Mahakasika indrindra ny
Read More