Alasora : Miroso ny fanamboarana ny terrain synthétique ao Ambohidrazaka
Miroso amin’izao fotoana izao ny fanamboarana ny kianja filalaovam-baolina (terrain synthétique foot à 9) ao amin’ny fokontany Ambohidrazaka, kaominina Alasora,
Read More
Miroso amin’izao fotoana izao ny fanamboarana ny kianja filalaovam-baolina (terrain synthétique foot à 9) ao amin’ny fokontany Ambohidrazaka, kaominina Alasora,
Read MoreOlona miisa 9 no voasambotry ny zandary brigady Alasora, ny faran’ny herinandro teo noho ny fahatratrarana rongony milanja 47 kilao
Read MoreMitohy ny fanomezana fiofanana maimaim-poana entina hanatsarana ny fiompiana ho an’ireo tantsaha, ao amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy. Tamin’ny zoma, faran’ny
Read MoreVokatry ny orambe nisesy, herinandro lasa izay dia nisy ny fihotsahan-dalana teny amin’ny lalana mihazo an’ny fokontany Betsizaraina, kaominina Ambohimangakely,
Read MoreNihaona mivantana tamin’ireo ben’ny tanàna ao amin’ny Province de Paris ny ben’ny tanàna ao amin’ny kaominina Ambohimangakely, tamin’ny faran’ny herinandro
Read MoreNoho ny fahatratrarana ny taona 2023, dia nisy ny fanolorana solombodiakoho ireo solotenam-panjakana sy ireo mpitantana, miadidy ny kaominina Ankadikely
Read MoreHisy ny zotra vaovao hiasa ao amin’ny kaominina Ambohimanambola, izay hampitohy ny kaominina Masindray, Ambohimanambola ary Ambohimangakely. Raha ny voalaza,
Read MoreNotokanana tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo ny efitrano fianarana vaovao ho an’ny « préscolaire » ao amin’ny EPP Masinandriana, kaominina Ankadikely Ilafy.
Read MoreNahazo ny laharana fahatelo ny Lycée Ambohimanga Rova, tamin’ny fifaninana mathématiques izay nokarakarain’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena tamin’ny volana desambra lasa teo.
Read MoreNirotsaka an-tsehatra nanatanteraka asa fanadiovana sy fanesorana ireo fako tao an-toerana ny avy amin’ny kaominina Ankadikely Ilafy, tamin’ny faran’ny herinandro
Read More