Ambohimanga Rova : Nahazo ny laharana fahatelo tamin’ny fifaninana mathématiques ny lycée
Nahazo ny laharana fahatelo ny Lycée Ambohimanga Rova, tamin’ny fifaninana mathématiques izay nokarakarain’ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena tamin’ny volana desambra lasa teo.
Read More