Alasora: Mitohy ny asa fanamboaran-dalana eny amin’ireo fokontany
Mitohy hatrany ny asa fanamboarana sy fanatsarana ny lalana ao amin’ny kaominina Alasora, amin’izao fotoana izao. Taorian’ny fanamboarana teny amin’ny
Read More
Mitohy hatrany ny asa fanamboarana sy fanatsarana ny lalana ao amin’ny kaominina Alasora, amin’izao fotoana izao. Taorian’ny fanamboarana teny amin’ny
Read MoreMisy ny hetsika fanaovana vaksinin’omby ao amin’ny kaominina Ambohimangakely amin’izao fotoana izao. Nanomboka omaly ny fanindromana ny dozy voalohany. Tao
Read MoreAnjaran’ny fokontany Ambohimarina, Alasora, izao no hanatanterahan’ny kaominina ny fandehanana ifotony amin’ny fandoavana ny hetra-trano. Anio alatsinainy 24 aprily sy
Read MoreMbola hita sy tazana ao amin’ny fokontany Ambohitrarahaba, kaominina Ankadikely Ilafy, amin’izao fotoana izao, ny fako mivangongo ao an-toerana. Anisan’ny
Read MoreHo tanterahana mandritra ny faran’ny herinandro ity ny lalao baolina kitra « tournoi fokontany » ao amin’ny kaominina Anjeva. Fokontany maro no
Read MoreNisy ny fametahana jiro teny amin’ireo lalana mampitohy faritra maro ao amin’ny kaominina Sabotsy Namehana. Ao anatin’izany ny lalana mankany
Read MoreNy sabotsy 01 aprily teo no nanatontosana ny hetsika fizarana fanomezana ho an’ireo ankizy avy ao amin’ny kaominina Vilihaza. Ankizy
Read MoreMitohy hatrany ny ezaka fanomezana jiro lampadaire an’ny mponina, izay entina manazava ny tanàna ataon’ny kaominina Talata Volonondry. Tao amin’ny
Read MoreTaorian’ireo fitarainana sy fiandrasana ny fandraisana fepetra avy amin’ireo tomponandraikitry ny kaominina ao Ankadikely Ilafy, dia nirotsaka an-tsehatra nanala ireo
Read MoreNamely fokontany maromaro tao amin’ny kaominina Vilihazo ny avandra tamin’ny farany herinandro teo. Nisy ireo fokontany tena voa mafy tamin’izany,
Read More