Sabotsy Namehana : Tratra ireo mpivarotra rongony tao Atsimontsena
Mitohy hatrany ny ady amin’ny zava-mahadomelina sy ny fanenjehana ireo minia mivarotra sy manaparitaka izay ataon’ny zandary avy ao amin’ny
Read More
Mitohy hatrany ny ady amin’ny zava-mahadomelina sy ny fanenjehana ireo minia mivarotra sy manaparitaka izay ataon’ny zandary avy ao amin’ny
Read MoreTonga nanatanteraka fitsidihana tao amin’ny kaominina Ambohimangakely, ny minisitra misahana ny Angovo sy ny akoran’afo, tamin’ny faran’ny herinandro teo. Nisy
Read MoreTohin’ilay raharaha mahakasika ny renim-pianakaviana izay nanary ny zanany tao anaty lava-piringa ny herinandro lasa teo amin’ny kaominina Sabotsy Namehana,
Read MoreTonga nanolotra solo-saina entin-tanana ho an’ny CEG Anjeva gara, ny tomponandraikitra misahana ny kaominina, ny alarobia teo. Fiaraha-miasa tamin’ireo mpiara-miombonan’antoka
Read MoreMiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana (1/4 de final) ny fifaninanana baolina kitra, intercommunal, izay karakarain’ny avy amin’ny distrika. Ny alahady 17
Read MoreMiditra amin’ny herinandro faharoa hanatanterahana ny lalao ara-panatanjahan-tena, eto amin’ny distrika Avaradrano, amin’ny taranja Basket-ball. Eny amin’ny kianja filalaovana EPP
Read MoreNihaona sy nanome fanomezana ho an’ireo mpilalao voafantina izay mandrafitra ny ekipan’Ankadikely Ilafy, amin’ny taranja Basket Ball (CRAI Basket), ny
Read MoreHiverina indray ny fampianarana sy fampiofanana amin’ny taranja informatique izay atolotry ny kaominina Ambohimanambola. Misy ny fisoratana anarana mila atao
Read MoreHanomboka rahampitso 15 septambra 2023 ny hetsika tsenaben’Analamanga (Foire Analamanga 2023) izay karakarain’ny faritra Analamanga. Anisan’ny handray anjara feno ao
Read MoreAo anatin’ny fandaminana sy fanatsarana ny tolotra mahakasika ny fampisitrahana rano fisotro madio ho an’ny mponina, ireo tomponandraikitra avy ao
Read More