Alasora: Hisy fanamboaran-dalana eo Alatsinainy Miadana sy Ambohitromby
Hisy ny fanamboaran-dalana manoloana ny “Résidence Miotisoa” manomboka rahampitso alakamisy, araka ny fampahafantarana nataon’ny avy ao amin’ny kaominina Alasora. Mety
Read More
Hisy ny fanamboaran-dalana manoloana ny “Résidence Miotisoa” manomboka rahampitso alakamisy, araka ny fampahafantarana nataon’ny avy ao amin’ny kaominina Alasora. Mety
Read MoreTaorian’ny nitondran’ny manam-pahefana ny razana izay hita nisy nanary teny amin’ny Bypass ny sabotsy teo, dia fantatra amin’ny ankapobeny ny
Read MoreTonga nanatanteraka adidy teny amin’ny EPP Ambohimarina Ambohimanga rova ireo mahalala tanana avy ao an-toerana ho fanampiana ireo mpianatra avy
Read MoreZazamenavava nisy nametraka tao anaty lavam-piringa no avotra soa aman-tsara, ny alatsinainy teo, tao amin’ny kaominina Anosy Avaratra. Antso nataon’olona
Read MoreTsara ihany koa ny voka-dalao nasehon’ireo mpilalao voafantina misolo tena ny kaominina Ankadikely Ilafy, nandritra ny fifaninana ara-panantanjahan-tena eo amin’ny
Read MoreTonga tao amin’ny kaominina Talata Volonondry ny filoha teo aloha, Marc Ravalomanana, ny herinandro lasa teo nampahafantatra ny mponina ao
Read MoreEfa tonga eny amin’ny tobim-paritry ny zandarimaria (brigade) ny taratasy fiantsoana amin’ny fifaninanana hidirana ho mpianatra zandary, amin’ity taona ity. Efa
Read MoreNotontosaina ny sabotsy teo ny andro voalohany no sady fanokana ara-pomba ofisialy ihany koa ny fifaninanana ara-panatanjahan-tena iraisan’ny distrika Avaradrano,
Read MoreNanomboka tamin’ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana ara-panatanjahantena iraisan’ny kaominina ato amin’ny distrika Avaradrano, eo amin’ny taranja Basket-ball. Samy naneho
Read MoreTahaka izao ny filaharan’ireo kandida filoham-pirenena taorian’ny hatsapaka izay natao teny amin’ny CENI Alarobia anadroany maraina.
Read More