Ambohimangakely : Ho atsangana ny lycée FJKM Ambohimangakely
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny fametrahana ny vato fehizoro, fankalazana ny faha 120 taona ny fiangonana FJKM Antanambao. Tonga
Read More
Notontosaina ny faran’ny herinandro teo ny fametrahana ny vato fehizoro, fankalazana ny faha 120 taona ny fiangonana FJKM Antanambao. Tonga
Read MoreAngidimby nitondra mpizahatany no nianjera omaly 11 jolay tao Népal. Raha ny fanazavana dia niainga tao Lukla ao amin’ny faritanin’i
Read MoreNisy ny hetsika ara-java-kanto natolotry ny ivon-toerana Alliance Française, tao amin’ny kaominina Ambohimanambola, ny faran’ny herinandro teo. Hetsika tsy fahjita
Read MoreHerinandro maromaro izao no nihatra ny lalàna vaovao miady amin’ny fifohana sigara ao amin’ny nosy Maurice. Lalàna izay mandrara ny
Read MoreTontosa soa aman-tsara ny hetsika fanentanana nataon’ny avy ao amin’ny servisy Raoka Fako, izay miandraikitra ny fitantanana ny fako, tao
Read MoreNiena 13% ny fanirian’ireo frantsay andeha hiala sasatra mandritra ny fotoana maharitra. Na izany aza dia tafiditra ao amin’ny laharana
Read MoreHanome hetsika fizaham-pahasalamana maimaim-poana ny ESSM (Espace Santé Saint Michel) ao Ambohimangakely. Haharitra dimy andro ny hetsika, araka ny voalaza,
Read MoreMpianatry ny lisea fito no nahazo vatsi-pianarana Crowe ao amin’ny Science Po Paris omaly alatsinainy. Natolotry ny filohan’ny Alumni ao
Read MoreNisehoana fanafihana goavana tao amin’ny sekoly garabola iray tao Lianjiang omaly alatsinainy manodidina ny 7 ora sy 40 minitra tao
Read MoreNirotsaka an-tsehatra nizara lamba firakotra mafana ho an’ireo zokiolona teny amin’ireo fokontany miisa valo, ao anatin’ny kaominina Ambohimangakely, ny ben’ny
Read More