Mahafehy ny firongatry ny aretina i Madagasikara
08 Jona, 12h00. Tafiditra ho anisan’ny firenena nahavoafehy ny firongatry ny valanaretina Coronavirus i Madagasikara araka ny tatitra navoakan’ny Governemanta
Read More
08 Jona, 12h00. Tafiditra ho anisan’ny firenena nahavoafehy ny firongatry ny valanaretina Coronavirus i Madagasikara araka ny tatitra navoakan’ny Governemanta
Read More07 Jona, 12h00. Tovovavy iray 15 taona no noteren’ity lehilahy ity hanambady azy fa nilaza izy fa bedin’ny lehibeny raha
Read More07 Jona, 11h10. Notsindromin’ity raim-pianakaviana ity ny antsy ny zanany vao 3 taona monja noho ny fifamaliana teo amin ‘izy
Read More07 Jona, 10h30. Tonga ny marainan’ny 07 jona teo tao amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ilay mpanazatra vaovao ny Barea Eric Rabesandratana
Read More07 Jona, 10h05. Omaly 6 jona 2021 no notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny kianja manara-penitra ao amin’ny kaominina ambanivohitry Mahitsy
Read More04 Jona, 12h00. Dahalo telo tamin’ireo namono miaramila sy nanafika tanàna tao benonoka no voasambotra.Tompon’antoka tamin’ny fanafihana tao Benonoky izy
Read More04 Jona, 11h00. Voatendry ho talen’ny serasera ny fiadidiana ny repoblika i Rtoa Soatiana Rajoelisoa handimby an’i Rtoa Rinah Rakotomanga.
Read More04 Jona, 10h00. Miisa 413 no nanaovana fitiliana. 52 ny tranga vaovao. 69 no sitrana ary 124 no tranga misy
Read More02 Jona, 11h30. Lozam-pifamoivozana niseho teo amin’ny stadium Barikadimy io maraina io. Zaza iray avy nianatra niampita arabe no voadonan’ny
Read More02 Jona, 11h07. Vehivavy iray 25 taona ao Ambohitompoina no notanana am-ponja vonjy maika nohon’ny fangalarana voatabia, tongolo gasy, sakamalaho,
Read More