Soatiana Rajoelisoa : talen’ny serasera ny fiadidiana ny repoblika vaovao
04 Jona, 11h00. Voatendry ho talen’ny serasera ny fiadidiana ny repoblika i Rtoa Soatiana Rajoelisoa handimby an’i Rtoa Rinah Rakotomanga. Vita omaly 3 jona ny famindram-pahefana Téo amin’izy ireo.
