Nifandona ny mpitandro filaminana sy ny dahalo tany Amboasary Atsimo
28 Jolay, 11h00. Azon’ny miaramila ao amin’ny ZRPS ALPHA ny omby miisa 10 nangalarin’ny dahalo tamin’ny 23 jolay lasa teo, tao Ambalagne kaominina Ifotaka distrikan’Amboasary Atsimo. Nisy ny fifandonana teo amin’ny roa tonta ka nandositra ireo mpanao asa ratsy
