Nanome fitaovana ho an’ny zandary ny masoivoho frantsay
28 Jolay, 11h30. Notanterahina omaly tetsy amin’ny toby Ratsimandrava ity fampitaovana ny zandary ity. Mitentina 90 tapitrisa Ariary ny fitaovana nomen’ny frantsay tamin’izany. Entina hanatsarana ny sehatry ny famotorana amin’ny heloka bevava sy ny fifandraisan-davitra izany.
