Fanarahana fepetra ara-pahasalamana
31 May, 08h30. Mihatra avy hatrany lalàna tao amin’ny tanànan’i Sambava androany maraina mikasika ireo fepetra sakana rehetra. Maro ireo tratra nanao asa iombononana vao maraina noho izany noho ny tsy fanaovana arovava orona.
