Fanolanana zaza tsy ampy taona
31 May, 09h00. Zazavavikely vao kilasy fahaefatra ao amin’ny EPP tany Sambava no nisy nanolana ka bevohoka. Novitaina tamin’ny raharaham-pihavanana fotsiny anefa ka nomena 150 000ar ireo fianakaviana. Lehilahy 30 no nahabevoaka azy arak any taratasy fifanekena teny amin’ny fokontany. Efa teraka soamatsara ity zaza ity ary lasa nitsoaka kosa ilay rainy.
