Dépêches

Young African Leaders Awards 2023 : Hisolo tena an’ny Madagasikara i Jimmy Ranitratsilo

Dépêche 05 mai, 11h, Notoloran’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena saran-dalana hihazo an’ny Maroc i Jimmy Ranitratsilo. Izany dia tafiditra ao anatin’ny fanomanana ilay fifaninanana Young African leaders Awards 2023. Ao amin’ny Oniversite Iraisam-pirenena ao Rabat no hanatanterahana izany, ny 10 hatramin’ny 15 mai ho avy izao. Tetik’asa misy akony tsara amin’ny fiarahamonina sy ireo mpiara-miombon’antoka no hifaninanana mandritra YALAWARDS 2023. Loka miisa 14 kosa no hifaninanana amin’izany.

Laisser un commentaire