Dépêches

Tovovavy nahiditra am-ponja vonjy maika

02 Jona, 11h07. Vehivavy iray 25 taona ao Ambohitompoina no notanana am-ponja vonjy maika nohon’ny fangalarana voatabia, tongolo gasy, sakamalaho, karaoty ary tongolo. Niaiky ny heloka vitany izy ary miandry ny fotom-pitsarana ankehitriny. Ny fikarohan’ny zandary nohon’ny fitarainana mpivarotra iray no nahatratrarana ity vehivavy ity.

Laisser un commentaire