Lozam-pifamoivoizana Toamasina
02 Jona, 11h30. Lozam-pifamoivozana niseho teo amin’ny stadium Barikadimy io maraina io. Zaza iray avy nianatra niampita arabe no voadonan’ny fiara. Naratra vokatr’izany izy ,efa nohentina namonjy toeram-pitsaboina taorian’izay. Entanina isika ray aman-dreny mba hanaramaso ny zanantsika ,indrindra ireo ankizy miampita arabe mamonjy toeram;piarana ,hisorohana ny loza.
