ActualitésTatitra

France : Tafiakatra tamin’ny fiodinana voalohany i Ons Jabeur

Nandresy nandritra ny lalaony voalohany amin’ny tournoi de Roland Garros omaly talata 1 jona i Ons Jabeur. Mora tamin’ity mpilalao tunisienne, Ons Jabeur ity, no nandresy ilay mpilalao faha 43 maneran-tany, Kazakhe Yulia Putintseva tamin’ny isa 7-5 sy 6-2 tamin’izao lalao volaohany izao. Amin’ny lalao manaraka, hifanandrina amin’ilay Aostralianina Astra Sharma izy. Ity mpilalao hifanandrina aminy ity dia sokajiana ho mpilalao faha 124 maneran-tany.

Laisser un commentaire