Dépêches

Varotra sy Fanjifana : Tsy tokony ho latsaky ny 1 800 Ar ny vidin’ny akotry

Dépêche 10 janvier, 13h, Na dia eo aza ny fiakaran’ny vidim-bary avy eto an-toerana dia nanambara ny avy ao amin’ny Ministeran’ny Varotra sy ny Fanjifana fa tsy tokony hatao sorona ny mpamboly ao anatin’izany rehetra izany. Ahafahana mameno ny banga amin’ny fahalafosan’ny vary anefa dia 140 000 taonina ny vary nafarana hahafahana mandanjalanja io vidim-bary io.

Laisser un commentaire