Tanjombato: Mpangarom-posy tratra
18 oktobra; nitrangana harom-posy teny Tanjombato. Tao anatin’ny diabe ny vondron’ny kandida 11 izay natao teny an-toerana. Nosamborina avy hatrany izy tao aorinan’izay.