DépêchesTsidika

Fanambarana nataon’ny mpianatra Ankatso

18 oktobra; Manome 72 ora ny fitondram-panjakana ny fikambanan’ny mpianatra Ankatso hamahana ireo fangatahana ataony. Mangataka ny hipetraka amin’ny trano vaovao eny Ankatso II sy ny fanamboarana fanatsarana fotodrafitrasa eo amin’ireo trano may na eny Ankatso na eny Votovorona. Ny famahana ny olana tsy mampandeha ny fampianarana eny amin’ny anjerimanontolo. Tsy manaiky ny tsy fanajana ny rafitry ny oniversite. Mangataka ihany koa, ny hamahana ny olona misy eto amin’ny firenena izay misy fiantraikany eo amin’ny ho avin’ny mpianatra.

Laisser un commentaire