Dépêche du 10h30 03 Août- Lavanila : tsy mitsaha-mitotongana ny vidiny
Mikaikaika ireo mpandraharaha lavanila ankehitriny satria dia tsy mitsahatra ny mitotongana latsaka lavitra ny tokony ho izy ny vidiny. Any Maroantsetra sy Mananara Avaratra dia manodidina ny 2000 ar-3000 ar ny kilaon’ny lavanila maitso.
