Dépêches

Houssen Abdallah no hisolotena ny Antemieram-pirenena eo anivon’ny CENI.

27 Oktobra, 08h00. Notanterahina omaly nandritra ny fivoriana nataon’ireo solombavam-bahoakan’i Madagasikara teny Tsimbazaza omaly ny fifidiana izay ho solotenan’ny Antenimierampirenena eo anivon’ny komity mahaleo tena misahana ny fifidianana na ny CENI. Solombavam-bahoaka miisa 118 tamin’ireo 130 nandatsabato no nifidy an’i Houssen Abdallah, izay manome ny salan’isa 92,91%.

Laisser un commentaire