Hetsika hikajiana ny fandriam-pahalemana.
27 Oktobra, 09h10. Jiolahy miisa 11 no tra-tehaky ny mpitandro ny filaminana tao Toamasina. Efa ikoizana amin’ny fanafihana sy hala-botry ary famakiana Magazay mihintsy ireto farany ka izao tratra izao. Mbola mitohy hatrany ny famotorana atao azy ireo, Ary mbola mitohy hatrany koa ny Hetsika ataon’ireo manam-pahafena ao an-toerana.
