Lalana Antohomadinika
27 Oktobra, 07h10. Tao anatin’iny orana avy iny no tena nahitana taratra ny faharatsian’ny Lalana eny amin’ny manodidina an’Antohomadinika iny. Feno rano ny lavadavaka ary mijaly ny mpitondra fiara mandeha aminy. Mety tsy hisy andehanana intsony izany raha tena fahavaratra.
