Diabe ny kandidà: Mitohy eny Ampasampito
Zoma faha 13 oktobra; mitohy eny amin’ny Rond-Point Ampasampito ny diaben’ny vondron’ny kandidà 11. Anio amin’ny 11 ora atoandro ny fotoana. Ny ankanjo miloko fotsy no mariky ny ny fiharahamientana amin’izany.
