ConseilTsidika

Institut ISS: Manao hetsika mahakasika ny fomba fitantanana tetikasa vaovao.

Ny talata faha 17 oktobra 2023; manao hetsika mahakasika ny fanavaozana fomba fitantanana tetikasa eto Madagasikara ny Institut ISS. Manomboka amin’ny 12:30 – 14: 30 atoandro. Ny toerana hanatanterahana izany dia ao amin’ny ivon-toeram-pampianarana ISS Tsiadana. Manasa anao hanatrika ny valan-dresaka.

“Intégrations des Méthodes de Gestion de Projet Innovantes à Madagascar. Io no loha-hevitra nosafidiana hanaovana valan-dresaka ny talata faha 17 oktobra; ao amin’ny Institut ISS. Mila fanavaozana vaovao ny fomba fintantanana tetikasa eto Madagasikara. Tohano miaraka amin’ny fomba fitantana vaovao ny tetikasanao. Mandraisa anjara amin’ny valan-dresaka! » hoy ireo tompon’andraikitra.

 Ny fisoratana anarana dia azonao alaina amin’ny alalan’ny commevent@institut-iss.com na hiantso ny laharana + 261 34 61 597 24 / 34 87 244 55.

Laisser un commentaire