Ampefiloha: Lehilahy lehibe iray narary mafy
31 oktobra; nahitana lehilahy lehibe iray 63 taona tsy manan-kialofana narary mafy tetsy Ampefiloha omaly maraina. Rehefa nanao ny asa toa ny mahazatra ny avy ao amin’ny CC Tsaralalana/ CUI2 dia nitondra azy namonjy toeram-pitsaboina. Efa eo am-pelatanan’ny mpitsabo ny momba azy.
