Baolina kitra
07 Jona, 10h30. Tonga ny marainan’ny 07 jona teo tao amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ilay mpanazatra vaovao ny Barea Eric Rabesandratana sy ireo mpilalao avy any ivelany. Nandalo ny test PCR izy ireo ary hitoka-monina any amin’ny trano fandraisam-bahiny Ibis ao Ankorondrano mandram-piandry ny valin’ny fitiliana.
