Fifaninana hidirana eny amin’ny ENAM
28 May, 08h30. Rehefa niato nanomboka ny taona 2018 ny fifaninana hidirana ao amin’ny Ecole Normale de l’adminidtration de Madagsacar (ENAM), miverina amin’ny laoniny kosa izany fandraisana ireo mpianatra ho mpiasam-panjakana izany manomboka ny faran’ny volana aogositra ho avy izao.
