Vidin’ny lavanila any Anjiabe
28 May, 07h30. Tsy nifanaraka ireo mpamboly sy ireo mpanangom-bokatra lavanila tao Anjiabe Nosy Komba. Raha 110000 ariary ny vidiny nolazain’ireo mpamokatra, tsy nisy atsasak’izay akory ny nolazain’ireo mpanangom-bokatra satria 5000ar no lazainy fa handraisan’izy ireo ny kilaon’ny lavanila manta.
